Actualités
Actualités relatives
Varavarana misokatra eto anivon’ny Hopitaly
Nanatanteraka varavarana misokatra ho an’ny daholobe tsy hanavahana sokajin-taona ny hopitaly araka ny toromarika napetraky ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka: “Fahasalamana manakaiky vahoaka”.
Nandritra izany no nanatanterahina fizahana sy fandidiana maimaimpoana mahakasika ny O.R.L. sy médecine générale, fitiliana diabeta ary mammographie ho an’ireo izay nila izany.
Miisa 299 ny olona voaray an-tanana nandritra ireo hetsika ireo.