Actualités

Actualités relatives

Mission humanitaire de “HANDS GIVING LIVES”

Nifanindry an-dàlana tamin’ny hetsika fankalazana ny fahafolo taonan’ny hopitaly ny fahatongavan’ireo mpitsabo turque avy amin’ny fikambanana mpanao asa soa “HANDS GIVING LIVES Turquie” ny 9 Septambra 2024. Izy ireo izay tonga nifampizara traikefa sy nanatanteraka fizaham-pahasalamana sy fandidina maimaimpoana mahakasika ny O.R.L. sy  ny fahasalaman’ny ati-vava: 115 ny olona nisitraka fandidiana ary 170 ireo nisitraka fizaham-pahasalamana mahakasika ny ati-vava.