Actualités
Actualités relatives
Fankalazana ny faha 10 taona
Notanterahina ny 23-25 Oktobra 2024 ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Hopitaly.
Ho fanamarihana izany dia nisy hetsika maro notontosaina:
- Tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana
- Fifaninanana ara-panatanjahantena niarahana tamin’ny CHU rahavavy
Nofaranana tamin’ny fiaraha-misakafo (déjeuner dansant) tamin’ireo mpiara-miombonantoka rehetra.
Mankasitraka eram-po era-tsaina ireo rehetra nifanome tanana tamin’ny fanatanterahina izany