Actualités

Actualités relatives

Andro maneran-tany hiadiana amin’ny homamiadana

“RAISO ANTANANA NY FAHASALAMANAO, MANAOVA FITILIANA”
Ny alakamisy 06 febroary sy ny Zoma 07 febroary 2025 no fankalazana ny andro maneran-tany iadiana amin’ ny homamiadana. Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia nikarakara tolotra ara-pahaslalamana maimaimpoana niarahana tamin’ny DLMNT (Direction de Lutte contre les Maladies Non Transmissibles) izay notanterahina teto amin’ny CHU Andohatapenaka:
👉 Mammographie
👉 Fitiliana VIH / SIDA
👉 Fitiliana homamiadan’ ny vozon’ ny tranonjaza